Teny iditra mamindra fo (indrafo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy mangora-po, mamelaheloka (Mamindra fo ny voaheloka na mamindra fo amin' ny voaheloka) [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to have mercy upon, to pity, to commiserate, to compassionate. [Richardson 1885]
 to have pity [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay avoir pitié [Hallanger 1974]
Voambolana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31