Teny iditra mamindro (mindro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mipetraka eo anoloan' ny afo mba hahazo hafanana; manafana tena eo akaikin' ny afo. [Rajemisa 1985]
  [Sihanaka] mitanina afo [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy to warm oneself at the fire [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay se chauffer au feu [Hallanger 1974]
Endriteny 
mamindro
namindro
hamindro
mamindroa
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2013/03/11