Teny iditra mamingana (fingana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandavo amin' ny tongotra.: Iza no namingana an-dRabe ianareo
¶ Manao ankasomparana: Ny sakaizany ihany no namingana azy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to trip up, to supplant. [Richardson 1885]
Endriteny 
mamingana
namingana
hamingana
mamingàna
Teny nalaina 

Teny iditra mamingàna (fingana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamingana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/11