Teny iditra mamingitra (vingitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitondra zavatra amin' ny loha fanondro sy ny ankibe ka sisiny kely foana no itondràna azy
Mitovy hevitra: mamivitra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mamingitra
namingitra
hamingitra
mamingita

2013/03/11