Teny iditra mamingotra (fingotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao amparapaingo, mandray amin' ny vozon-tongotra, mamingana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to take hold of a person by the small of the leg. [Richardson 1885]
Endriteny 
mamingotra
namingotra
hamingotra
mamingora

2011/07/11