Teny iditra maminjifinjy (finjifinjy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampivihivihy, mampihararetra, mampijaly [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to make to shudder; to be painful, to be sore. [Richardson 1885]
Endriteny 
maminjifinjy
naminjifinjy
haminjifinjy
maminjifinjia

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31