Teny iditra mamintana (fintana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Maka, manjono amin' ny fintana: Mamintana trondro.
¶ Mamintana andro: tsy tonga amin' ny fotoana nifanaovana: Mahafinaritra fa tsy namintana andro ianao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to catch with a hook. [Richardson 1885]
Endriteny 
mamintana
namintana
hamintana
mamintana
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra maminna (fintana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamintana [fitanisana]

2011/07/11