Teny iditra mamintana andro (fintana, andro)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy mandainga fotoana (avy amin' ny teny hoe vintana: noheverin' ilay olona nifanaovana fotoana fa mifanohitra amin' ny vintany ilay andro nifanekena ka dia tsy tonga izy); tsy tonga amin'ny fotoana nifanaovana: Mahafinaritra fa tsy namintana andro ianao [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to be unpunctual at an appointed time. Chiefly used by the sovereign in thanking the people for their presence at an appointed kabary, as: tsy namintana andro ahy hianareo (You have not been unpunctual at the time (I appointed) [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay manquer au rendez-vous, à l'appel: Tsy namintana andro ahy hianao (Vous avez été fidèle au rendez-vous) [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31