Teny iditra mamioka (fioka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bara] mively vary [Rakotosaona 1972]
 Mikapoka mirivorivo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to flog, to beat. [Richardson 1885]
Endriteny 
mamioka
namioka
hamioka
mamioha
Teny nalaina 

2011/10/27