Teny iditra mamirapotsy
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Vy voarakotra firapotsy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay étamer [1.13]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamirapotsy
Ny lasa : namirapotsy
Ny hoavy : hamirapotsy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31