Teny iditra mamiravira (viravira)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mikitakita, mikitakitaka, manao ratsy fitondra: Tsy tokony hamiravira ny kamboty mihitsy ianao
¶ Mandrairay befahatany, mamozafoza: Tsy manandraharaha afa-tsy ny mamiravira taratasy fotsiny izy
¶ Mandrirodrirotra, misaritsarika: Nahatsiravinany nahita ireo andian' alika namiravira ilay sakanay [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to tear, to rend [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay tirailler et déchirer, maltraiter; dévorer [Hallanger 1974]
Endriteny 
mamiravira
namiravira
hamiravira
mamiravirà

Teny iditra mamiravirà (viravira)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamiravira [fitanisana]

2011/09/20