Teny iditra mamisaka (fisaka)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manao izay hahafisaka [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to make thin, to attenuate. [Richardson 1885]
   to flatten [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   aplatir [Hallanger 1974]
Ny bikany  
mamisaka
namisaka
hamisaka
mamisaha

Nohavaozina tamin' ny 2011/07/02