Teny iditra mamisavisa (visavisa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitanisanisa, milaza tsirairay: Namisavisa ny fahoriany teo izy ka nalahelo azy erỳ aho
¶ Milazalaza hatramin' izay antsipiria ny madinika: Mamisavisa ny toetran' ny voninkazo
¶ Mamohafoha (ny lasa) sady mitalaholaho: Namisavisa ny lasa teo am-pijerena ny masoandro milentika izy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to describe minutely, to enumerate [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay décrire en détail; énumérer [Hallanger 1974]
Endriteny 
mamisavisa
namisavisa
hamisavisa
mamisavisà

Teny iditra mamisavi (visavisa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamisavisa [fitanisana]

2011/09/15