Teny iditra mamitra (fitra)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mamafa, mamaoka, manesotra ny diky amin' ny vorodamba, taratasy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to wipe. In the provinces the above words are used where in Imerina faoka and its derivatives would be employed; fitra and its derivatives only being used in a special sanitary sense. [Richardson 1885]
Ny bikany  
mamitra
namitra
hamitra
mamira

Teny iditra mamitra
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taisaka] mamitrana, manakambana [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2011/07/02