Teny iditra mamitrana (vitrana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manjaitra (zavatra) roa mba hitambatra ho iray: Iza no namitrana ireto tsihy ireto
¶ Mampirindra (fiha vanana tapaka): Izy no namitrana ny fihavananay ka isaory izy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to sew together by the edges; to join lengthwise [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay coudre ensemble ou joindre dans le sens de la longueur [Hallanger 1974]
Endriteny 
mamitrana
namitrana
hamitrana
mamitràna

Teny iditra mamitràna (vitrana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamitrana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/11