Teny iditra mamitsaka (fitsaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao izay hahafisaka, hampifintina: Mamitsaka ny tony ny ranonorana
¶ 1) Mipetraka tsara miampirimpirina tsy mihetsika amin' ny toerana iray: Mamitsakaeo amorompotana ny saka
¶ 2) Miery ao an-katakonana sady mitily: Namitsakatao anaty lobolobo ilay mpangalatra
¶ 3) Mipetraka, miaritra, miandry fotoana tsaratsara kokoa: Mamitsaka izahay izao fa resy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to throw down; to lie down, to hide one's self, to crouch. [Richardson 1885]
Endriteny 
mamitsaka
namitsaka
hamitsaka
mamitsaha

2011/10/27