Teny iditra mamitsoka (fitsoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamely, manisy: Mamitsoka tehamaina
¶ Mandany: Tamin' ny soavaly no namitsohan-dry Rabe mivady ny volany rehetra
¶ Manao tsara mihoatra noho...: Namitsoka indrindra tamin' ny mpianatra namany rehetra izy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to beat, to flog, to strike, to smite. [Richardson 1885]
Endriteny 
mamitsoka
namitsoka
hamitsoka
mamitsoha

2011/10/27