Teny iditra mamivitra (vivitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandray amin' ny sisiny na amin' ny ilany kely foana
¶ Misintontsintona, mandrirodrirotra
¶ Mitsongo (teny) ka mandrirotra izany mba hiadiana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mamivitra
namivitra
hamivitra
mamivita

2010/05/14