Teny iditra mamizana (vizana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manasatra, mahasasatra: Mamizana ahy izany mihaino ny bedibedinareo izany ka lasa aho
¶ Mandreraka: Mamizana ity osa mibata entana lava itỳ [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to make fatigued, to tire out [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay fatiguer, épuiser [Hallanger 1974]
Endriteny 
mamizana
namizana
hamizana
mamizàna
Teny mitovy hevitra mamizaka

Teny iditra mamizàna (vizana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamizana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/17