Teny iditra mamizaviza (vizaviza)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy manao tsinontsinona, mamingavinga: Tanora tsy vanona no sahy mamizaviza ny antitra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay manquer de respect, mépriser [Abinal 1888]
Endriteny 
mamizaviza
namizaviza
hamizaviza
mamizavizà

Teny iditra mamizavizà (vizaviza)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamizaviza [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2015/12/24