Teny iditra mamo (hamo)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Nihinana na nisotro zavatra be loatra ka nanjary tsy tia intsony; lao: Mamom-paraky ny anao lahy
¶ Very saina noho ny herin' ny zavapisotro mahery nosotroina: Mamo maty izy ka noraofina tany an-tatatra
Mitovy hevitra: birika ~ didy ~ doroka ~ jaonjaona ~ jobo ~ leon-toaka ~ mamo be ohatra ny omby ~ mamo maty ~ manao tari-damba ~ mandraingiraingy ~ mandrefy lalana ~ mena maso ~ mienjika ~ mirediredy ~ mitadidy ~ mivembena ~ tafiditra ~ trabo ~ varivariny ~ very saina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy drunk; disgusted; tired out [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay ivre; dégoûté; épuisé [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra mamo
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Taisaka] sorena [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mamo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] moka [Rakotosaona 1972]
Voambolana 

2013/03/17