Teny iditra mamoa (voa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitondra voa: Namoa betsaka itỳ voaloboka ity taon-dasa [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to bear fruit [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay porter des fruits [Hallanger 1974, Boiteau 1997]
 fructifier [Boiteau 1997]
Voambolana 
Endriteny 
mamoa
namoa
hamoa
mamoaza
Ohatra 
1Mety maniry izy saingy tsy mamoa. [FOFAFIPE: Rosovola, takila 37]
2ny Kriptogama, na izay tsy mamony sy mamoa miharihary. [Baron: Botany]
3Manimba toetra sy ahavitan-javatra mamoa fady ny hanoanana. [Andraina: Mitaraina, takila 129]

Teny iditra mamoa (voa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy used as follows; mamoa fady [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay s'emploi dans l'expression mamoa fady [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2019/08/17