Teny iditra mamoafady (voa, fady)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy enti-milaza zavatra mahamenatra loatra
¶ Enti-milaza olona miteniteny foana na miteny ratsy ka mahatonga izay manatrika eo ho menatra: Mangina ity fa aza mamoafady eo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy [ mamoa fady ] to transgress taboo, to disgrace oneself [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay déshonorer, faire rougir en disant ou faisant ce qui ne convient pas, nuire, être nuisible: Aza mamoafady olona toy izany (Ne déshonorez pas ainsi les gens) [Abinal 1888]
 [ mamoa fady ] violer les tabous, se déshonorer [Hallanger 1974]
Endriteny 
mamoafady
namoafady
hamoafady
mamoafadia
Teny mitovy hevitra mahavoafady
Ohatra Manimba toetra sy ahavitan-javatra mamoa fady ny hanoanana [Andraina: Mitaraina, takila 129]

2013/03/17