Teny iditra mamoana (foana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy [ mamoaña ] [Tanala] manafoana: Ny ango valaña ñ'mamoaña ñ'sandran-draja (ny setrasetra ratsy no manafoana ny fadin-drazana) [Rakotosaona 1972]
 Mamongana, mandany, manjifa: Tontakely no namoana ny fananan-dRabe [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to empty, to annul, to annihilate, to make empty. [Richardson 1885]
Endriteny 
mamoana
namoana
hamoana
mamoàna

Teny iditra mamoàna (foana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamoana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/17