Teny iditra mamody (vody)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Misy vodiny: Mbola tsy mamody ireto mangahazo ireto [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to return the thing bought. [Richardson 1885]
Fandikana frantsay produire des bulbes, des tubercules [Abinal 1888]
Endriteny 
mamody
namody
hamody
mamodia
Teny nalaina 

Teny iditra mamody
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] manakatona [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31