Teny iditra mamoe
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Betsileo] mamela, mamoy: Mamoeza ravoan-tay fa nangere ambato ny kilonga (Mamoiza ravoangorin-tay fa nivoaka ambony vato ny ankizy) [Rakotosaona 1972]

2009/02/23