Teny iditra mamofo (fofo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] mandifotra, lalimbe [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy  [Provincial] to cover over, as water covers the ground, to submerge
¶ to overrun a country, as an enemy does; to be general, as an epidemic; to be in excess, to be super-abundant [Richardson 1885]
Endriteny 
mamofo
namofo
hamofo
mamofoa

Teny iditra mamofo (fofo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mifidy ho fofombady [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy same as mifofo [Richardson 1885]
Endriteny 
mamofo
namofo
hamofo
mamofoa

2011/07/11