Teny iditra mamofoka (fofoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bara] mikapoka [Rakotosaona 1972]
 Mamely, mikapoka, manisy
¶ Mamely, mamindra fofoka: Mikisaha sao mamofoka eo Ingahy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to strike, to beat, to attack, as a disease. [Richardson 1885]
Endriteny 
mamofoka
namofoka
hamofoka
mamofoha

2011/07/11