Teny iditra mamofona (fofona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandefa fofona, mitera-pofana: Mamofona ny tany mando
¶ Maimbo: Mamofona itỳ hena itỳ fa efa nialina andro [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to smell bad [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay sentir mauvais [Hallanger 1974]
Endriteny 
mamofona
namofona
hamofona
mamofòna

Teny iditra mamofna (fofo)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamofona [fitanisana]

2011/07/11