Teny iditra mamoha (foha)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manaitra, manohina mba hahatsiaro: Ny akoholahy no mamoha ahy isa-maraina
¶ Mampahatsiaro: Aza mamoha ny lasa [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay faire lever, réveiller, ressusciter une affaire, remettre sur le tapis, évoquer: Aza mbola mamoha ny zaza kely (Ne réveillez pas encore l'enfant) ~ Aza mamoha izany raharaha izany (Ne remettez pas cette affaire sur le tapis) ~ Mamoha angatra (Évoquer les esprits) [Abinal 1888]
Endriteny 
mamoha
namoha
hamoha
mamohaza
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra mamoha (voha)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manokatra: Mamoha vavahady [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to open [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay ouvrir [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Endriteny 
mamoha
namoha
hamoha
mamohà

Teny iditra mamohà (voha)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamoha [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

Teny iditra mamoha (poka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamoka [fitanisana]
Teny mitovy hevitra manapoha

2013/03/17