Teny iditra mamohehatra (fohehatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampahita angano, loza: Mamohehatra ireo ankizy ireo
¶ Manimba: Mamohehatra ny raharahako ny nataonao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy (imp and rel not used). To injure, to hurt. [Richardson 1885]
Endriteny 
mamohehatra
namohehatra
hamohehatra
mamohehara
Ohatra Na dia mamy sy zary ilaofan-kanin-kotrana toy ny mahazatra aza ny ranondresy, dia poizina mamohehatra sy mamono aina [Rakotonandrasana: Tantsaha]
Teny nalaina 

2011/07/03