Teny iditra mamohitra (vohitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampibontsina [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mamohitra
namohitra
hamohitra
mamohira
Teny mitovy hevitra mambohitra

2010/05/14