Teny iditra mamoka (poka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandona: Namoka ny vatolampy ny lakana ka vaky [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay choquer, heurter, frapper [Abinal 1888]
Endriteny 
mamoka
namoka
hamoka
mamoha
Teny mitovy hevitra manapoka

Teny iditra mamoka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Malemy tanteraka, drodroka, lo [Rajemisa 1985]

2013/03/21