Teny iditra mamokaiky (vokaiky)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miketrona: Mamokaiky ny hoditra rehefa maina
¶ Mionkina, miforitra: Mamokaiky ny sokina, rehefa kasihina
¶ Milefitra, miforitra: Namokaiky notsindrian' ny entana ilay Ingahibe [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mamokaiky
namokaiky
hamokaiky
mamokaike
Teny mitovy hevitra mivokaiky

2010/05/05