Teny iditra mamokoka (vokoka)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manao ohatra ny volantsinana, mandantsik [...]
¶ Manjoko, miforitra, miforigaigy: Namo [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be bent over with age, to be hunchbacked [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   courber, cintrer, arquer; se courber, être courbé, voûté, bossu [Abinal 1888]
   être courbé; être bossu [Hallanger 1974]
Ny bikany  
mamokoka
namokoka
hamokoka
mamokoha

Nohavaozina tamin' ny 2011/09/20