Teny iditra mamoky (voky)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manome sakafo betsaka: Mamoky ny vahiny rehefa tonga mitsidika azy Rabe
¶ Mamporisika, mitarika, mitaona olona hanao zavatra tsy dia mampaharisika azy loatra, amin' ny fandokafana azy na amin' ny fampanantenàna soa be ho azy: Mamoky ny vahoaka hikomy ny mpanoha riana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to satisfy with food; subvert [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay rassasier; pousser à la révolte [Hallanger 1974]
Endriteny 
mamoky
namoky
hamoky
mamokisa
Mpanahaka  mitaona ~ manabontsina ~ manome fo ~ mambosy ~ mandroboka ~ mandrokiroky ~ mandraviravy ~ mamahana ~ manao toho-tsofina ~ mandrendrika ~ manadala ~ mitomany ambony fe
Teny nalaina 

2011/09/13