Teny iditra mamola-barotra (folaka, varotra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy mampitamby ny mpivarotra ny mpividy mba hampihenany ny vidin' ny entana iadiam-barotra, na mampitamby ny mpividy ny mpivarotra mba hanekeny ny vidiny araka ny tiany hivarotana azy [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to make a seller reduce the price. [Richardson 1885]
Fandikana frantsay chercher à faire baisser, à réduire le prix [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31