Teny iditra mamolaka (folaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manapaka fa tsy tangarana
¶ Manazatra ny biby ho mora entina: Mamolaka omby
¶ Mamoritra, mampilefitra: Mamola-damba [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to break but not clear off; to break to harness or for work, as a horse; to bring into subjection [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay rompre mais pas couper net; dompter [Hallanger 1974]
Endriteny 
mamolaka
namolaka
hamolaka
mamolaha
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2011/09/13