Teny iditra mamola-tany (folaka, tany)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   [ mamolatany ] [Taisaka] miasa tany [Rakotosaona 1972]
   miasa ny tany, manamboatra azy tanteraka mba hahazoana vokatra tsara betsaka [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2011/09/13