Teny iditra mamolavola (volavola)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao ho boribory ohatra ny volavola:Namolavola vary masaka / Litamba ho haniny rehefa ovy nianatra izy
¶ Mikarakara, manolokolo: Izy ihany no namoiavola anay tamin' ny fahatanoranay [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to make into a ball; to work clay; to work over ideas [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay mettre en boule; travailler et façonner l'argile; préparer les idées [Hallanger 1974]
Endriteny 
mamolavola
namolavola
hamolavola
mamolavolà

Teny iditra mamolavolà (volavola)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamolavola [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/17