Teny iditra mamolivoly (volivoly)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Misy manaingotsaingoka izaitratra eran' ny rantsam-batana; voly [Rajemisa 1985]
 mandretsidretsika [SLP 1986]
Famaritana frantsay picoter, fourmiller: Mamolivoly ny ranjoko (Les jambes me fourmillent) [Abinal 1888]
Famaritana frantsay fourmiller [SLP 1986]
Endriteny 
mamolivoly
namolivoly
hamolivoly

2011/09/13