Teny iditra mamolona (folona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mambory [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to cut off the tail or some other member. [Richardson 1885]
Fandikana frantsay couper ras [Abinal 1888]
 rabattre, recéper, tailler « en tête de saule » [Boiteau 1997]
Endriteny 
mamolona
namolona
hamolona
mamolòna
Ohatra Ka ny sabany ihany kosa no ataovy mamolona ny avonavon' izany lehilahy izany. [Baiboly: 18.9.12]

Teny iditra mamona (folona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamolona [fitanisana]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31