Teny iditra mamoly (foly)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao ho kofehy: Efa ela no nahay namoly landy sy landihazo ny Malagasy
Mitovy hevitra: manady ~ manasina ~ manira [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to spin thread [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay filer [Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
Endriteny 
mamoly
namoly
hamoly
mamolesa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31