Teny iditra mamonaponaka (fonaponaka (fonaka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manatrotraka, mamizana, mampalemilemy [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to beat hard, to thoroughly take the spirit and vigour out of any one. [Richardson 1885]
Fandikana frantsay fatiguer, ramollir, rendre mou [Abinal 1888]
Endriteny 
mamonaponaka
namonaponaka
hamonaponaka
mamonaponaha

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31