Teny iditra mamongana (vongana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandidy (zavatra) atao didiny lehibe [Rajemisa 1985]

Teny iditra mamongana (fongana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandrava tanteraka, mandevona, mandany, manapitra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to consume, to ruin, to make an end of. [Richardson 1885]
Endriteny 
mamongana
namongana
hamongana
mamongàna

Teny iditra mamongàna (fongana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamongana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/17