Teny iditra mamongatra (fongatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihady, mandoatra: Mamongatra harembe avy ao anaty tany ny mpihady volamena
¶ Mamohafoha: Tsy misy tsy misento raha mamongatra ny lasa [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mamongatra
namongatra
hamongatra
mamongàra

2010/05/05