Teny iditra mamonjy (vonjy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitondra vonjy ho an' ny...; manala (olona) amin' ny loza: Rakoto no namonjy ilay zaza saika voahitsaky ny fiarakodia
¶ Manampy: Tsy tapaka ny mamonjy ny mahantra izy raha manam-bola koa
¶ Mandeha mba ho tonga amin' ny...: Lasa namonjy ny fotoana nifanaovany tamin' i Naivo i Lita
¶ Manatrika: Nandeha namonjy ny fotoampivaoahana Ramatoa Raketaka
¶ Mihazakazaka, rafitra: Namonjy niditra haingana izy ireo raha vao nahare ny poabasy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to help, to save ; to reach an event, to arrive on time [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay secourir, sauver; assister à une réunion; bâcler [Hallanger 1974]
Endriteny 
mamonjy
namonjy
hamonjy
mamonje
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2011/07/29