Teny iditra mamonkin-tsaina (vonkina, saina)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ireo izay tsy mba mety manambara ny heviny na dia fantany aza ny antony, fa aleony tsy mamosaka na inona na inona [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31