Teny iditra mamono hozatra
Singan-teny mamono ; hozatra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny olona torana ka mihinjitrinjitra toy ny efa miala aina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/27