Teny iditra mamono masoandro (vono, masoandro)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ilazana ny olona miasa fatratra mandra-pilentiky ny masoandro [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay être occupé jusqu'au coucher du soleil [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31